Cargando...

Hopefy Radio MG
Hopefy Radio MG

Ny Radio Hopefy (24/7 Radio Station), izay an’ny Fanantenana ho Anao – Hopefy, dia natokana hampielezana fanantenana sy fankaherezana ho an’ny tsirairay amin’ny toe-piainana samihafa. Ny iraka ataonay dia ny manomana ara-panahy ny tsirairay amin’ny diany eto an-tany, miaraka amin’ny fanamafisana ny lova faratampony izay nomanin’ny Tompo dia ny "fiainana mandrakizay". Ny tanjonay dia ny hanentana ny fomba fiaina izay miantoka ny fiomanana ho amin’ny fiavian’i Jeso Kristy fanindroany, rehefa miseho eo amin’ny rahon’ny lanitra Izy.

Su opinión sobre Hopefy Radio MG

No hay comentarios aún

Hopefy Radio MG > Radio en vivo

Categorías: gospel, culture, talk, christian

Ubicaciones: madagascar, antananarivo

Descripción: Ny Radio Hopefy (24/7 Radio Station), izay an’ny Fanantenana ho Anao – Hopefy, dia natokana hampielezana fanantenana sy fankaherezana ho an’ny tsirairay amin’ny toe-piainana samihafa. Ny iraka ataonay dia ny manomana ara-panahy ny tsirairay amin’ny diany eto an-tany, miaraka amin’ny fanamafisana ny lova faratampony izay nomanin’ny Tompo dia ny "fiainana mandrakizay". Ny tanjonay dia ny hanentana ny fomba fiaina izay miantoka ny fiomanana ho amin’ny fiavian’i Jeso Kristy fanindroany, rehefa miseho eo amin’ny rahon’ny lanitra Izy.

Contactos

Email: info@fanantenanahoanao.org